MPANOTA MANARY FANAHY (MIckael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E ry mpanota manary fanahy o!
Tsisy ny vonjy antenainao intsony
Mba te hibebaka ’nefa tsy sahy sao
Feno ny ota tokoa zany fony.

Ref:(Ny marina anefa)
Eny e! Tsy nisy natao tsy ho faty anie
Samy miandry ny anjarany rahatr’izay
Maty fa tsy mba nibebaka akory bnmjdwh re
Elo no honenany mandrakizay

Masina hono tononkira.serasera.org ireo izay misaina hoe
Mino fa tsy mba nanota ny sojkk fony
Tsara ny asa natao ka dradraina hoe
Tsisy ny qyhmjpl ilaina mibebaka intsony

Ref

Ho avy e! ny Tompo hanome famonjena ka
Tokana monja ny fetra ilainy
’Reo ’zay mibebaka no ho vonjena fa
Misy ny tena mpanota fa tiany.

Ref

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MIckael
Visites : 3007
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NAMBININA
Date : 11/03/2005 13:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0541