Ho any aminao (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy atakalo, tsy hiova ny androntsika anio
Hanainga faingana aho hamonjy ny uqkmw androntsika anio(bis)
Tsy atakalo, tsy hiova
Ny andro anio zay tononkira.serasera.org hiarahako aminao
Tsy hasanda vola, tsy hasanda harena
Sarobidy
Zao rehetra zao raha hanjakako anio
Dia tsy hanova izay efa raikitra
Fa ianao ianao ihany
Zay no anio
Ref: Hanainga faingana aho hamonjy anao
Ela nandrasana izao andro izao
Ho aminao anio no anton-diako
Ho any aminao no faniriako
N’iza n’iza handresy dtas lahatra ahy
Ka manao zay tsy hihaonako aminao
Dia ho lany, lany andro eo
F’izaho tsy hiova
Fa ianao, ianao ihany
No efa nameko ny androko anio
Ka ho ahy tokana ihany
Ny hahita anao
Enga anie ianao ho toa ahy koa
Tsy misy hatakalonao ny andro anio
Sy izay mety ho sakana
Tsy handresy lahatra
Fa sarobidy loatra ny yveviiw anio
Sarobidy ny anio
Tsy atakalo tsy hiova ny androntsika anio
...
Hanainga faingana aho hamonjy ny uqkmw androntsika anio(bis)
Tsy atakalo, tsy hiova
Ny andro anio zay tononkira.serasera.org hiarahako aminao
Tsy hasanda vola, tsy hasanda harena
Sarobidy
Zao rehetra zao raha hanjakako anio
Dia tsy hanova izay efa raikitra
Fa ianao ianao ihany
Zay no anio
Ref: Hanainga faingana aho hamonjy anao
Ela nandrasana izao andro izao
Ho aminao anio no anton-diako
Ho any aminao no faniriako
N’iza n’iza handresy dtas lahatra ahy
Ka manao zay tsy hihaonako aminao
Dia ho lany, lany andro eo
F’izaho tsy hiova
Fa ianao, ianao ihany
No efa nameko ny androko anio
Ka ho ahy tokana ihany
Ny hahita anao
Enga anie ianao ho toa ahy koa
Tsy misy hatakalonao ny andro anio
Sy izay mety ho sakana
Tsy handresy lahatra
Fa sarobidy loatra ny yveviiw anio
Sarobidy ny anio
Tsy atakalo tsy hiova ny androntsika anio
...
--------
Lien:
