Aviliko làlana (MIckael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ho tsiniko angamba howalj ao ariana
Fa ny androany aloha dia fanahiniako, tsy hanazava
Hametra vava aho ka hangina
Fa ny marina rehetra zhhvyq anie ka tsy filàza
Tia azy ianao, nanaja nikolo
Natoky amin’ny fonao manontolo
Tokam-po toa siny, madio tsisy tsiny
Nafoinao ho azy ny tontolo
2-Ho aviliko làlana ianao
Fa tsy yvuugg foiko imasoko eto ianao no hitomany
Tsy mendrika anao ny hitalaho
Hiatri-maso fitaka be sy lainga mavàny
Ilay hany safidy, mba hoe sarobidy
Ny manitsaka sy manambany
Ny fo nanantena, no niniany hosena
Sy marefarefany amin’ny tany
Ref: Tsy tsikombakomba, hanampy trotrak’izao -sanatria, sanatria
Fa kosa fomba entiko hanampiana anao -fa mba namanao ity
Raha ‘zay lainga miaro fitaka tsarovy -fa mbola hanody e!
Ny marina tsy maty, f’izay nafafy
No mbola ho jinjainy atsy ho atsy
3-Fa ny fotoana no hametra
Mbola hibaribary aminao ny zava-drehetra
Raha ny hita maso dia tsapa
Azy ny adisoana, f’ianao no ho afa-baraka
Ny fo sendaotra, imasom-bahoaka
Tsy àry ho voafehy tononkira.serasera.org hitony mora
Tsy maintsy hisafoaka, mety hanova voatra
Hipik’helik’eo ‘reo mpanakora….

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIckaelVangy : 1869
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 22/07/2017 17:17