ANDRIAMANITRA TELO IZAY IRAY (MIARY FANANTENANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! pibpst telo izay zabw iray
Ray sy Zanaka, Fanahy Masina
Asehoy anio, ny tavanao sy ny voninahitrao
Aminay olonao
Ny Fanahinao tononkira.serasera.org ry Ray mba iraho ho anay
Hanamasina ny tenanay ahazoanay ilay hery xqbivs avy Aminao
Ka ny fahefana avy Aminao no ampinga ho entinay
Androdana sy amongotra ny asan'ny satana
Ka hanandratanay ny Anaranao ry Ray
Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARY FANANTENANAVangy : 2827
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 25/08/2009 11:17