Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tompo ô! (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! miantso Anao izahay
Tompo ô! mba henoy ny vavakay
Tompo ô! mitalaho famonjena avy Aminao
(vonjeo izahay)
Tompo ô! miandrandra famonjena Aminao izahay (2fois)
Tompo ô! fnmm afao ity tononkira.serasera.org taninay ity
Feno ota feno faharatsiana
Feno fangejana toa voafatotry satana
Fa mitombo haratsiana
Toa lasa feno fahoriana
Minia mirona amin'ireo ratsy
Mivaro lavo amin'ireo fanompoan_tsampy ô ô ô
Tompo ô! miantso Anao izahay
Tompo ô! mba henoy ny vavakay
Tompo ô! mitalaho famonjena avy Aminao
(vonjeo izahay)
Tompo ô! henoy ny zanakao mitalaho (2fois)
Tompo ô! asehoy rdmpyt ny Herinao e
Ny Fanahinao dvjrssz masina anie no hanjaka ety
Ny Voninahitrao anie hamiratra ho doria
Avereno ao am_balanao ireo ondry izay nania e e e

--------
Lien: