Tompo ô! (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! miantso Anao izahay
Tompo ô! mba henoy ny vavakay
Tompo ô! mitalaho famonjena avy Aminao
(vonjeo izahay)
Tompo ô! miandrandra famonjena Aminao izahay (2fois)
Tompo ô! afao ity taninay ity
Feno tononkira.serasera.org ota feno faharatsiana
Feno fangejana toa voafatotry satana
Fa mitombo haratsiana
Toa lasa feno fahoriana
Minia kinhudo mirona amin'ireo ratsy
Mivaro lavo amin'ireo fanompoan_tsampy ô ô xmovjwgp ô
Tompo ô! miantso Anao izahay
Tompo ô! mba henoy ny vavakay
Tompo ô! mitalaho famonjena avy Aminao
(vonjeo izahay)
Tompo ô! henoy ny zanakao mitalaho (2fois)
Tompo ô! asehoy ny Herinao e
Ny Fanahinao masina anie no hanjaka ety
Ny Voninahitrao anie hamiratra ho doria
Avereno ao am_balanao razejzw ireo ondry izay nania e e e

--------
Link: