Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dera, laza (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera, Laza, Hery, Haja
No entinay misaotra anao
Noho izao andro manan_danja
Taona zina eto aminay
Voninahitra avo indrindra
Asetrinay ny asaNAO
Taranaka izay nifandimby
Indray hanefa ireo adidy
Fiv.: Finoana, Fanantenana ary koa fitiavana
aruk Izay toko telo nahamasaka
Ka nampifoha ny ambom_po
tononkira.serasera.org Finoana, Fanantenana ary koa fitiavana
vcbov Nahafahana namita ilay manda sarobidy indrindra
Saotra, Hafaliana hatrany
Antefanay Aminao
Tompo ô! mba mitalao
Jereo ireo taranaka ao
Mbola kely tsy ampy hery
Tsy afaka mandeha irery
Ka lzkfyyp miandry ny fanahinao
Hitari_dalana anay
Fiv.: Finoana, Fanantenana ary koa Fitiavana......(2fois)

--------
Link: