Dera, laza (Mi.A.Z.A.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera, Laza, Hery, Haja
No entinay misaotra anao
Noho izao andro manan_danja
Taona zina eto aminay
Voninahitra avo indrindra
Asetrinay ny asaNAO
Taranaka izay nifandimby
Indray hanefa ireo adidy

Fiv.: Finoana, Fanantenana ary koa fitiavana
          Izay toko telo nahamasaka
        tononkira.serasera.org   xuughr Ka nampifoha ny ambom_po
          Finoana, Fanantenana cgsdg ary koa fitiavana
ooqx          Nahafahana namita ilay manda sarobidy indrindra

Saotra, Hafaliana hatrany
Antefanay Aminao
Tompo ô! mba mitalao
Jereo ireo taranaka ao
Mbola kely tsy ampy hery
Tsy afaka mandeha irery
Ka miandry ny fanahinao
Hitari_dalana anay

Fiv.: Finoana, Fanantenana ary koa Fitiavana......(2fois)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mi.A.Z.A.
Hits : 1872
Likes : 0 Like
Created by : Fengyi
Date : 20/05/2016 21:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0989