HIOVA FO ( -- Mbola tsy fantatra --)

Ny eo anilanao ry Ray no mahafinaritra ahy
Ny akaikinao no safidiko
Fa fitiavana tsy manam-petra a
No natolotrao, no natolotrao ho anay rehetra

Ray malala ô! Omeo fo madio
Hanarahako hatrany hatrany ireo teninao
Diovy aho manomboka izao
Hanantanteraka ny didinao

STsiky dia ampyambatra aho anie ry Ray manana Anao
Ray mpamindra fo, tretrika tokoa
Tena sambatra, sambatra izahay
Fa Ianao ry Ray, fa Ianao ry Ray
No mampiray anay

Tena hiova anie aho ry Ray
Hanaraka Anao
Hiova tokoa ho olo-mbaovao
Koa avelao ireo otako
Mba tantanonao, mba tantanonao ny diako

Ray malala ô

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 4213
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 12/03/2010 20:59:50
ID : 3836

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo