Folaka (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy olon-kafa fa ianao
No iriko ho mpandova ny fiainako taloha...
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny toetrako taloha.

Voarebireby tononkira.serasera.org aho fony tia rendrarendra
Nanjeny tetsy sy teroa
Mety axtsvq ho vintana na koa sendrasendra
No nampiray antsika cdgkujw roa

Ankehitriny anefa he!
Na matahotra aho sao very fa tsy ho eo anilanao
Ny faniriako dia ny hoe
Tazoninao ho anao irery amin’ny fiainam-baovao

Tsy tambo isaina anie ireo fahavalo...
Tsy tia antsika hiara-dia.
Zay sorisory enga akzwi anie ka handalo
Fa tsy handrava ilay fitia

Tsy olon-kafa fa ianao
No mba iriko ho mpandova ny fitavako nifoha
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny fiainako taloha....

A/C: Liva Andrianavalona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Marion
Vangy : 132
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 04/06/2026 16:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342