You are here: home > Tononkira > Manafi

Fa mbola tsy miova (Manafi)

https://tononkira.serasera.org/hira/manafi/fa-mbola-tsy-miova

1)Mifalia ry tany mifalia androany
Fa Jeso mbola mety hanavotra anao
Fa mbola tsy tsy miova Jesoa Tompo
Fa mandray izay rehetra miantso Azy

Ny ota izay nangeja hatrizay ento fa hovahany
Fa ny tena iriny dia izao no hahafaka anao

Araraoty ny ora ny andro hahenona ny antso
Ka vohay atolory fonao o! ekeo hitoeran'i Jesoa
E! ho feno fifaliana ilay fonao
Ka ravao hirahira fiainanao e
Dia avia hiara-paly
Hiara hidera an'i Jesoa

2)Tsiky dia ampyIlazao koa ny hafa mba handray an'i Jesoa
Fa miantso Izy anio ho mpamonjy azy ireny
Fa mbola tsy tsy miova Jesoa Tompo
Fa mandray izay rehetra miantso Azy

Ny ota izay nangeja hatrizay ento fa hovahany
Fa ny tena iriny dia izao no hahafaka anao

Araraoty ny ora ny andro hahenona ny antso
Ka vohay atolory fonao o! ekeo hitoeran'i Jesoa
E! ho feno fifaliana ilay fonao
Ka ravao hirahira fiainanao e
Dia avia hiara-paly
Hiara hidera an'i Jesoa

A.C : Le Dany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Manafi
Mpamaky : 157
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rakitsoa
Tamin'ny : 14/10/2019 18:35:17
ID : 12127

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo