Fa mbola tsy miova (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mifalia ry tany mifalia androany
Fa Jeso mbola mety hanavotra anao
Fa mbola tsy tsy miova Jesoa Tompo
Fa mandray izay rehetra miantso orcjxk Azy
Ny ota izay nangeja hatrizay ento fa hovahany
Fa ny tena iriny dia izao no hahafaka anao
Araraoty ny ora ny andro hahenona ny antso
Ka vohay atolory fonao o! ekeo hitoeran'i Jesoa
E! ho feno fifaliana ilay fonao
Ka ravao hirahira fiainanao e
Dia avia hiara-paly
Hiara hidera tononkira.serasera.org an'i Jesoa
2)Ilazao koa ny hafa mba handray an'i Jesoa
Fa uwcizwo miantso Izy anio ho mpamonjy azy ireny
Fa mbola tsy tsy miova Jesoa Tompo
Fa mandray izay rehetra miantso Azy

Ka vohay atolory fonao o! ekeo fwjp hitoeran'i Jesoa
E! ho feno fifaliana ilay fonao
Ka ravao hirahira fiainanao e
Dia avia hiara-paly
Hiara hidera an'i Jesoa
A.C : Le Dany

--------
Rohy: