BANGA ANAO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BANGA ANAO
Ity foko toa manahy, mangahiahy tsy eo ianao
Malahelo, mitakoko, mitoloko : banga anao
Rehefa ianao lavitra ahy tsy eo anilako eo
Toa mioko ato am-poko izay rehetra miseho
Fa ny foko mila haratra efa zatra anilanao
Fa ny foko eure manirery, mahatsiaro very tsy eo ianao
Tsarovy fa any tononkira.serasera.org ho any, misy olo-mitomany
Tia anao, tsy ampy anao : Banga anao
_ Mamy ROBINSON _ uyrmuhhn (31/01/2019)
lird

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:12