Gema (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa aho ka gema, sanatria tsy kilema
Fa hadalan’izay namboatra, matoa ny ckih saokako mitroatra
Raha kilema izy io,tsy ho raharahiko anio
Fa hadalan’izay namboatra, ka dia misaotra dia misaotra
Raha toa aho ka gema,sanatria tsy kilema
Fa misy tsy ampy na mihoatra, ny nataon’ilay namboatra
Ireo zazavavy tsy mba ymdb misy nankafy,
Mitarehim-pamosavy ka tsy mahatehotia
Raha toa ny saokako mitroatra, tononkira.serasera.org aza atao mahakivy anao
Fa ny toeran-kafa tsara voatra, no ataovy an-tsainao ao
paycox (Dadah)

--------
Rohy: