Feno anao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maraina manazava
ny andro androany hiainako
feno anao, feno anao ny androko
Ny uvokz antoandro be nanahary
mitsilo ny lalako
feno anao, feno anao ny antoandroko
F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no lcqz nofiko
Ny hariva mandondona
ny voro-manidina iry
feno anao, feno anao ny harivako
Ny alina mangina
mandry ve ny rlngmt tànana
feno anao, feno anao tononkira.serasera.org ny torimasoko
F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no nofiko
BEKOTO
ny andro androany hiainako
feno anao, feno anao ny androko
Ny uvokz antoandro be nanahary
mitsilo ny lalako
feno anao, feno anao ny antoandroko
F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no lcqz nofiko
Ny hariva mandondona
ny voro-manidina iry
feno anao, feno anao ny harivako
Ny alina mangina
mandry ve ny rlngmt tànana
feno anao, feno anao tononkira.serasera.org ny torimasoko
F’efa ela ianao no tato am-po
f’efa ela ianao no nofiko
BEKOTO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 10147
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rota
Daty : 24/11/2005 13:46
