Tsiaro (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa ireo vetso tsy tana mitety irony hadalana
Tsiaro anao hatramin’izao eny ianao
Nirongatra tsy noterena ireo embona tsy hay fefena
Tsiaro anao hatramin’izao eny ianao
Hijanona ho tsiaro asa indrisy lzqit ny fanantenana efa nisy
Tsiaro ihany, usbfwnnw tsiaro izany, tsiaro mamy
Mba satry hiverina angamba fa fahatsiarovana jamba
Tsy acpxhug hay soloina, na vonoina (2)
Matoa koa ny saina tsy mandry ny eritreritra sasa-miandry
Tsiaro anao hatramin’izao eny ianao
Ny maso mbola te-hahita ireo zavatra izay efa vita
Sangisangy, tononkira.serasera.org tambitamby, nanan’amby

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lucien RandrianinaHits : 2066
Likes : 0 Like
Created by : tynede
Date : 18/06/2021 17:15