Tsiaro (Lucien Randrianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa ireo vetso tsy tana mitety irony hadalana
Tsiaro anao hatramin’izao eny ianao
Nirongatra tsy noterena ireo embona tsy hay fefena
Tsiaro anao hatramin’izao eny ianao
Hijanona ho tsiaro tononkira.serasera.org asa indrisy ny fanantenana efa nisy
Tsiaro ihany, tsiaro izany, nsgdoj tsiaro mamy
Mba satry hiverina angamba fa fahatsiarovana jamba
Tsy hay soloina, na vonoina (2)
Matoa koa ny saina tsy mandry ny eritreritra sasa-miandry
Tsiaro anao hatramin’izao eny ianao
Ny maso mbola te-hahita ireo zavatra cszlxfqj izay efa vita
Sangisangy, tambitamby, nanan’amby gngjm

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lucien RandrianinaVisites : 2065
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 18/06/2021 17:15