Ry namako (Lova Mamisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dpur
Raha mahatsiaro irery ianao indraindray, ry namako !
Raha mila timgizgl fanampiana aza manahy fa antso tokana ihany dia
Ampy iantsonao ahy ry namako ! Aza miahiahy
Fiverenana:
Fa tsy tokana ianao ry sakaiza, tena marina
Tsy irery ianao ry akama fa aza matahotra
Tsarovy foana fa any ambadika any
Misy mihp akama mahatsiaro anao hatrany
Fiverenana faharoa:
Fa tsy tokana ianao ry sakaiza, tena marina
Tsy irery ianao ry tononkira.serasera.org akama fa aza matahotra
Tsarovy foana fa any ambadika any
Misy akama tsy mba mahafoy izany

Namorona ny tonony sy ny feony: LOVA MAMISOA
Farara: YVON/ Gitara: LOVA MAMISOA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lova Mamisoa
Visites : 2586
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : gasy22
Date : 07/04/2014 15:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1814