Ampidiro aloha ny tenimiafina
'Ndao hifaly (Lova Mamisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh! ry tanora e! ahoana tononkira.serasera.org e!
Oh! ry tanora e! ahoana ho'aho!
Akory ianareo ? salama e!
Andao mba hiara-hivazo sy hihira hoe:
Refrain:
Faly fa tafahoana indray isika androany pxjivpp
Hitsinjaka hiaraka amin'ny gitara
Ka tsy misy miala ho ento aty ny akama
zywn Hiaraka hikorana
Oh! ry be antitra e! ahoana e!
Oh! ry be antitra e! ahoana ho'aho!
Akory ianareo ? salama e!
Andao mba hiara-hivazo sy hihira hoe:
Namorona ny tonony sy ny feony : undzkcvl Lova Mamisoa
Tam tam : Yvon
Oh! ry tanora e! ahoana ho'aho!
Akory ianareo ? salama e!
Andao mba hiara-hivazo sy hihira hoe:
Refrain:
Faly fa tafahoana indray isika androany pxjivpp
Hitsinjaka hiaraka amin'ny gitara
Ka tsy misy miala ho ento aty ny akama
zywn Hiaraka hikorana
Oh! ry be antitra e! ahoana e!
Oh! ry be antitra e! ahoana ho'aho!
Akory ianareo ? salama e!
Andao mba hiara-hivazo sy hihira hoe:
Namorona ny tonony sy ny feony : undzkcvl Lova Mamisoa
Tam tam : Yvon
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lova MamisoaHits : 2519
Likes : 0 Like
Created by : gasy22
Date : 08/04/2014 09:23
