Gasikara (Lova Mamisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila ny nofinofinao
Sy izay rehetra avy aminao
Ity tanintsika ity
Ity nosy malalantsika ity (x2)

Refrain:
Ka hihirahira foana aho
Raha mbola azo atao
Tsy hitsahatra ny hira ho anao
Tsy ho reraky ny hanoratra aho
Satria tiako ianao, tsy foiko raha ianao
Ry gasikara oh! malala oh!

Mila ny nofinofinao
Sy izay rehetra avy aminao
Ity tononkira.serasera.org tanintsika ity
Ity nosy malalantsika ity dknl (x2)

Namorona ny tonony sy ny feony : qbbyjoo Lova Mamisoa
Farara : Yvon
valpw Gitara : Lova Mamisoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lova Mamisoa
Hits : 2347
Likes : 0 Like
Created by : gasy22
Date : 08/04/2014 09:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345