Tratra aho ry zandry (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tratra aho ry zandry
Ka tratra aho reroy
Tratra nikalo ny hazo voaroy
Harivariva filalao kary
Tonga nitrotro ny zava-fibady

Nataoko fanilon’ny lalan-kombana
Niriako hitoetra tsy azo ravana
Saingy ny volana mpamitapitaka
Mody sariaka aminao fa midify avy eo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 3292
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 09/10/2002 11:36
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114