Kala (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao an-tanàna
Nisy ankizy vavy manja  
Ratsy sakafo
Ka nisavika saranga  
  Nandramany ny haingo rehetra
  Nataony koa ireo rendrarendra
  Tsy zakan’ny loha
Mankaiza foana i Kala
Rehefa andro asabotsy
No tsy hita mba
Manao raharaha mihintsy  
  Izy hnsuribr hono ange ka mandeha mandihy
  Any antranon’ireo tsara fivelomana
  Be kilalao

Kala ô!
Raha toa ka faly ny any
Ny aty no mitomany
Raha vao ilaozanao a!
Kala ô!
Tsy fantatrao akory
F’i Dada tsy natory
Vao nahatafy ianao a!
  
Indray hariva
Tonga ny Soavaly vy e!
Avy mba haka an’i Rakala
Andeha handihy  
  Dia tonga teo wpwjz ny lozanao geckd
  Izy tononkira.serasera.org nianjera teny Ambohibao
  Ka maty teo

Kala ô!
Raha toa ka faly ny any
Ny aty no mitomany
Mbola misaona anao a!
   Kala ô!
   Olona faly ny any
   Fa toa mandatsa angamba
   Ny savika saranga

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tariny
Vangy : 4243
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/02/2002 11:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0372