FIBATA (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Fantatr’ialahy ve RANDRIAMISARA Ilay tsy mba mitendry raha tsy Gitara
Ilay tsy mba mitsoka raha tsy farara)bis
Aody e!Aody e!
(Vitsivitsy izahay no tonga aty
Fa ny sasany nandao ny Pays)bis
Nitady kandra
Nitady kandra nankany ampita
Nitady kandra e!
Nitady kandra fa tsy nahita
Nitady kandra
Fantatr’ialahy ve RANDRIAMISARA
...
Fa ny sasany nandao ny Pays
Vaky!
(Vaky ny sôva ka lasa hira vaky!)bis
Ka manao hoe
[(Raha namorona ny Rezimanta
Rafanjakana hoa)bis
Dia nasiny Sergent,dia nasiany Lietnà
Dia nasiny Komanda
Ela ka ela vao Jeneraly]
(Raha namorona ny FIBATA
ho'aho Rafanjakana hoa)bis
Dia nasiany micro,Sôfera Jango
Dia nasiany sonnerie prrrrr!
Vita avy any Hongrie
Vao manao hoe pssssh!
Dia misokatra ny varavarana
(Raha namorona ny disco
Ho'aho TRAVOLTA ha!ha!)bis
Dia nasiany sipa kely
Dia nasiany bandy kely
Dia manao Pataloha
Pataloha malamalama e!
(Raha namorona ny disco
Ho'aho TRAVOLTA ha!ha!)
Dia nasiany sipa kely
Dia nasiany bandy kely
Sy mpihira telo lahy
Ka mihirahira hoe:
["Hay ve ianareo ka ianareo
Ka ianareo ange
Mandihy disco,mandihy disco"(bis)
"Hay!hay!hay!hay!
Mandihy disco,mandihy disco"(bis)]2 fois
["Izao indray ianareo ka ianareo
Ka ianareo ange
Mandihy reggae,mandihy reggae"(bis)
Ha!ha!hay!
Mandihy reggae]2 fois
Dia nasiany pataloha e!
Pataloha malamalama
(Raha nomorona ny FIBATA
Ho'aho Rafanjakana hoa)bis
Dia nasiany micro, sôfera Jango
Dia nasiany sonnerie prrrrr!
Vita avy any Hongrie
Vao manao hoe psssss!
Dia mikatona ny varavarana e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 11620
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/03/2002 18:32