Benoro (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-)
Mampalahelo anie ny sambatra e, amin’ity taona ity.(bis)
Mitomany irery ny angorodao, aiz’i Benoro, aiz’i Benoro o!
Mitomany irery ny angorodao, aiz’i Benoro mba handihy
Mampalahelo anie ny sambatra e, amin’ity taona ity.
Ndesin’ny sambo any izy lasa anie, roa volana izay.(bis)
Lasa nanjono any an-tsisin’i Afirika, any Zimbabwe, Zimbabwe o!
Efa nanaiky an'ny an-tsisin’i Afrika, efa tonga tany Zimbabwe
Ndesin’ny sambo any izy lasa anie, roa volana izay
Ny fampielezam-peo dia efa nanambara fa misy sikilaonina
Nanorana ny bvqehxq andro tamin’izay
Fa i Benoro nitondra ny lakany dia mbola lasa foana
Nandihy e, nandihy e, nentin’ny onja nisavoana.
2-)
Hangirifiry anie mitapaka e, amin’ity taona ity.(bis)
Mila tambitamby ny zaza foraina, aiza i Benoro,aiza i Benoro o!
Mila oalu tambitamby ny zaza foraina aiza i Benoro mba handihy.
Sarotim-pery anie ny tapaka e, amin’ity taona ity.
Tsy mila dokotera ny didipotra fa vitan’i Benoro
Ny manamaivana marary
Feon’angorodao miampy kirintsana sy tsinjak’i Benoro
Hadino o, hadino o, ny any ambany foitra.
3-)
Mangasiasy anie ny zanaka e, sy ny vadiny aty.(bis)
Sasa-mitazana fara-vodilanitra, aiza i Benoro, aiza i Benoro o
Sasa-mitazana fara-vodilanitra, aiza i Benoro mba hadihy.
Mangasiasy anie ny zanaka e, tdcu sy ny vadiny aty
Fa ny onja, ny onjan-dranomasina midoboka masiaka e
Toa manambara ratsy
Fa i Benoro angamba rankizy tsy hiverina amintsika
Fa very, tononkira.serasera.org fa very! Any antsisin’i Afrika
Mampalahelo anie ny sambatra e amin’ity taona ity. (bis)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 12355
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 07/11/2001 06:11