Tsy malaza (Les Plaivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
feat Keyr-J

Yvan :
Efa nsacra nanoratra hira fa tsy mety malaza mints ah atramin'zao
Dia naleok less nanao delire amizay mba malaza we ts malaza ah zao
Lazaina oe punky ah,nefa tena punky a, za tsy mifainty fa tena punky ah talo
Ndeh anoratra punky ah , amzay tin'ny mainfy ah
Nefa maslah ndray n kotiny vôlouh...
(Mais c'est qui maslah)

Maslah:
Zah zan le naivo zany
Efa tsy ainao fa aza mantany
Tsy hay oe rovina vô tsy naivo zany
Bogossy iz fa ts androany
Fa lainga anle kamo o
Mazaka fa akama o
Otran anandrano reo maniry ao antanan o
Tsis sipa zaka nef za te apraf ah
ARTISTE CELIBA

Passt :
Le bossy zao rah toizana tafa fa za diso lalana
Zao lasa Artiste variana mlalao tanana
Jui dan la merde ry namana
Na mety alaza ian gambany ah?
Fa mety oe tsy androany na ko rapitso na amin 'eritona dia ho hita eo zay tohiny
Raha tsy mblisatra na ko hoe tafitoina
Aminzay zah n voaloany, raha tsy oe taftoina...

Keyr-J :
Tsy mety mazaka tsin
Mitsok anay atramin tchoin
Na anao make up ja fond de tein
Tsy maintsy celiba vo st valentin
Sad tsy mety malaza
Tsy mety mitombo laza
Otran ny anamalazo
(Anh?)
Zany ko ve oa de tsy azo?
Na anao moKs1 na kiranila
Etre tsy mety maaz kill
Ntenanay mo zan meskil
F ts manin a....

Refrain....
Am radio tsy malaza
Am tele tsy malaza
Am gazety tsy malaza
Am facebook agamb a
1 heur 3 jaim
3 heur 3 jaim
De mod mial wena
oe za tsy mila j'aime
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Plaivy
Vangy : 487
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 12/12/2020 08:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2566