Tara @ exako ah lesy r'man (Les Plaivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yvan Black'Katon:
Tara @ ex-ako ah lesy ry man
Fa otrany mahafanina ny zavatra efa nohanina
Elah zao mety hanontany hoe inona koa zany? :o
Fa ny endriny anie wa mahalasa adala ny adala
Izy mbola tsy nibika fa tiko Otrany faniriako
Tsy haiko fa hafahafa izy de tsy maintsy nariako taloha
Fa zah mbola voasintony @ maso otranle t@ vôloah
Aoka aloha!
Indraindray za mandinika hoe efa anah izy nefa tô lasan'zalah
Ny anay tsy ho tadidiny tsony fa adino daholo ny zavatra lasa
Ataoko ahoana moa ny tsy hatsiaro nefa izy tsy foiko atakalo taloha

Refrain:
Tara @ ex-ako ah lesy ry man
Tara @ ex-ako ah lesy ry man
Izy lasa kôtin'reto bandy akama
Tara @ ex-ako ah lesy ry man (X2) yeah

Ean'j Big Dog ( E.B.D :
)Mbola tiako an'izy iny fa lasa nanidina
Za nifitra anazy iny tena hoe tsy fidiny
Nalahelo tampoka ah nahit'anazy bikina
Tena saika tara ah de lazaiko hoe za ve dizna
Saika mba tsôdaiko teo imason'ny ankiziny
Aleo aloha tsy ataoko fa razoky kay mo dizna
Fa waina ah, Nimenimenina ah, Leo marina ah, Nanenina ah
Izy anie tsy tiako fa fialonana no betsaka
Androany tiako tampoka de mody asiako peratra ny Tanany ( Tanany) Havanany ( Fa tsy havia)
Za manofy foana isan'andro lava izao
Zah anie wa mignon e! Sao tsy fantatrao

Refrain:
Tara @ ex-ako ah lesy ry man Tara @ ex-ako ah lesy ry man Izy lasa kôtin'reto bandy akama Tara @ ex-ako ah lesy ry man (X2) yeah

Ean'j Big Dog ( E.B.D.) :
Takzay za tsy nisaraka de niara-dalana aminy
Tsy foiko anie izy fa hoe za mba nianiany
Ela ny ela lesy fa nidoboka ny foko o!!!
Lasa niboridana ny anatin'ny atidohako o!!!
Okzay dada ah!!! Tsy tadidiny tsony zany.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Plaivy
Vangy : 1490
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Streegoi
Daty : 11/06/2016 12:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727