Célibat mandrapah (Les Plaivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
#KeyR_J

Nitady tanana noraisina aho fa tsy nahita
Niketrika ny anoka-dalana ho tafapita
Ny foko no narary, ny ranomasoko no nia ritra
Tsy ny fahalasany fa ny tsy fisiany no nandratra anay
Io koa 'nefa tsy haharitra ho mandrakizay
Sendran'ny fahavaratra aho ka lena indray
Ahorian'ny mando tany dia mety hamay
Samy manana ny lalam-piainana avy any amin'ny Ray
Mistery ny anatiny eeee
Mbola ho faly aho ts fantany eeee
Ho avy izy fa tara an an an
Samy manana ny anjara aaaaaaaaaaaaaaaaaa

Ref:
#Yvan : Soa ihany fa androany aho mbola mande irery
Afaka iakatra anakatra ze tiko ho takatra
Fa tsisy manery
Tsisy misintona midina fa
Afaka maniditsidina za aa
Mandrapaitàko 'lay silam-panahy

#Luca_tan
Na dia mandeha irery aza ne oa tsy kivy aho
Sady milamina tsy mis adidy aaaaho
Tsy misy bedy anie io na tsy misy aaaa
Iafiko milamina na dia mangididy aaaaaho
Ah! Tsy ratsy koa anie oa 'lay celibatera
Tsy misy bedy, every day mifandom-bera
Aza asina kozy 'zany izy io mon frère
Dia mitenena oe c'est pas encore l'heure Eyh!

#Passt
Na mandeha singany ary zao, za manantena mbola ho tojo silam-panahy
Mbola aita f'efa aiko fa n ao Ambony ary miteny oe ts tsara mande irery ny lehilahy
Ny androany aho célibat
Mis imeezana fa mbola ho avy ny fotoana mbola itatana rafotsy aho dia anosika zazah amin'ny poussety
Fa tsy manana aho 'loha zao dia mbola mivavaka no mety

Interlude #Rix_Laine

Ref *2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Plaivy
Vangy : 440
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 12/12/2020 08:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739