Rah sanatria... (Les Plaivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ft RAHJAHF


Couplet Rahjahf:

Malala o! mbola mety ho tinao ihany ve zah rah lasa adala?
f ianao nanome toky anah hoe:
Ho tia anah foana n'inon'inona hanjo ahy.
Malala o! Rah sanatria akanjo malotoloto ve no entiko hitsenana anao any
de sahinao ve ny hilaza sy hanambara amin akamanao fa zah nge me izy ee?

REFR: X2
Fa mahahy mafy aho mantsy
raha ho arianao nge za de very e!
fa tsy manana hafa tsy ianao ihany...
ianao ihany gyal.. hm hmmm

Couplet Boyo(Les Plaivy)

De?
mba mety ho tianao ihany ve za rah indray andro ho bangaridana?
de lay rehefa mba mitsiky aho,
mety ahatezitra anao ve?
De mbola mety ho tinao ihany ve zah?
rah mahalasa sola loha ny aretina mahazo ahy? (sola loha)
mbola tinao ihany ve zaa?

REFR: X2
Fa mahahy mafy aho mantsy e
raha ho arianao nge za de very e!
fa tsy manana hafa tsy ianao ihany...
ianao ihany gyal.. hm hmmm

Couplet Princis(Les Plaivy)

Oh neny ah x2 za ve tinao fona ah?
Ra very ah x2 oe tsy ana tsy anambôla
Za ne tsy mangataka n'in'inona aminao
Nefa mataotra iany ah oa sao ho arinao! Hey
Aza adino aho ra varina mikandra eh
Ny afalinao nge n'matonga ahy miady eh
Hoe eo fona ve enao ra misy avandra eh?
Anala ny alahelo zay mianjady eh

REFR: X2
Fa mahahy mafy aho mantsy e
raha ho arianao nge za de very e!
fa tsy manana hafa tsy ianao ihany...
ianao ihany gyal.. hm hmmm

Couplet Passt(Les Plaivy)

Mbola ho tinao ihany ve zah ra Vô oe tsy mtovy @ t@ voalohan iny tsony? Kony?
Rah sanatria ka hoe io tavako io zany zao no votototra mony, zany?
Rehefa ampitahoriko ve zao ianao rehefa alina de itomany?
Sa vao maik ho entsaka tonga de hisintona anàh mbola hidaboka ambany?
Mb omeo toky àho rah mety neny e!
Fa rah fitiavana, ny anàh manokana tsy iala aminao velively zany
De ny anao ko iriako mba tsy hiova amin'zany
Ay tsy iova otrzny kaay

REFR: X2
Fa mahahy mafy aho mantsy
raha ho arianao nge za de very e!
fa tsy manana hafa tsy ianao ihany...
ianao ihany gyal.. hm hmmm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Plaivy
Vangy : 405
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 12/12/2020 08:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1107