Tsara loatra (Les Plaivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ft Nantss ft Rahjahf

Couplet Nantss: marihiko anaty diary ny andro anjuany
ho ainga vaovao tsy misy tomany
refa lasa ny fahiny d efa zay zan(zay zany)
efa zatrazatra niafy ny anao lahy
efa mionina ity saina
manetritena fa angamba tsy ilaina
masoadro roa ...samy hafa
Couplet Yvan(les plaivy): fa na reveko aza ianao iny!!!
de ts masa mitia anao za
fa mapametrapantanina
inona marina mou n tena itiavanao ahy
za lo met tsara iany ra n toetra fa ny fiainako bola tsy zaryzary euh
tsy mifoha maraina refa kamou ka tsy aleo netsika anjanona any

REF: fa za ty alou ka bandy be fitiavana be
nefa za tsy mendrika ho tiavinC
ze tedavinao ne tena lavitra be
ka ra za enao de aleoko mande
fa enao tsara be.. tena tsara tare
reveny bandy bediabe
le mafatifaty ty!!!!! le mafatifaty ty!!!!! tiko enao fa avelao any

Couplet Rahjahf: Miala tsiny amnao wah za
fa tsy natao anao wa za
nade tianao aza ah
tsy afaka ny iaradia amnao wah za
satry vitako oh...tsy takatro
ny zavatra tinao rehetra wa tsa ananako
ka any akafa njay mtady ze masoa antoi
fa aleo lou za ijanona celibat mandrapah

Couplet Bolo(les plaivy): nade tiko enao tsy poins fa aleo ilam ah
amzay tsy misy tezitra fa tonga de ajanona
sod tratran eritreritr aho manjary lasa adala
enao tsy ratsy saina fa n saiko kou mba tssara
tsy maints anary anao za fa tsy mety ny amitsika
diso manafana enao ka aleko mangatsika
ekeko enao tia ahy..de za ko tianao
samy tianah zan tsika ka tero za elao

Ref: fa za ti ange ka bandy.................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Plaivy
Vangy : 602
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 12/12/2020 08:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.074