Lavitrin'ny maso (Les Plaivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REFRAIN
Ianao io ry kiala lay lavitrin'ny maso fa akaikin'ny foko
Lay mampite hitondra mody aty antsokosoko
Na otran' ahoana sy ahoana ny alavirantsika
Fitiavako anao io de tsy mba ho ritra
fa toa Magnifique oa, Oh magnifique

Couplet1
Lavitra anao de tsy mba mahavita ny hanao sipa hafa
f' ianao ihany no ilaiko oh! ianao akia ny aiko oh
Tiako azahoana lay menakin'ny aiko ooh!
Rehefa any aoriana any fa mila mahandry
fa tsy afaka hanidina oa na midizina ary aho
fa tsika hihaona amin'ny ora tsy ampoizina hoy ah!
Toa mangatsika anefa tsisy fika fa ianao lavitra be de za tsy afaka aty
Ataoko ahoana moa akia ny antsika
fa ny sisa azo atao de ny mandefan Mozika
Hirahirako hoe tsy afaka antsaiko d'all zay niarahantsika
Mandram-pahitanao fa tena Tiako ianao oooh

REFRAIN
Ianao io ry kiala lay lavitrin'ny maso fa akaikin'ny foko
Lay mampite hitondra mody aty antsokosoko
Na otran' ahoana sy otran'ahoana ny alavirantsika
Fitiavako anao io de tsy mba ho ritra
fa toa Magnifique oa, Oh magnifique

Couplet2
Na lavitra na akaiky tsy mba lavitrin'ny foko
Ny tenako vofaritra ho anao fa tsy soloiko
Tsy kivy ah na de misy disadisa
na tsy hivavaka tsy blem fa ianao no paradisa
Ny Life hiainantsika tsy ho asiana haratsiana aah
Na hiteraka 20 tsisy Quoi fa tairo ihafiana a
safidin'ny fo sy fanahiko izany,
zao fotsiny no lavitra fa aza tomany
ho sambatra tsika sy ianao atsy ho atsy
ho voky fitiavana mandram-pahafaty
Zao lavitra fotsiny no olana raha tsy zany tsika niaraka ho eny amin'ny volana
Vazivazy aloh tsy maintsy mba misy
fa fitiavana 10 sur 10 sady betsaka Love&Peace; e
ka Na lavitra vatana akaikin'ny "fo"ndry mintsy...

REFRAIN
Ianao io ry kiala lay lavitrin'ny maso fa akaikin'ny foko
Lay mampite hitondra mody aty antsokosoko
Na otran' ahoana sy otran'ahoana ny alavirantsika
Fitiavako anao io de tsy mba ho ritra
fa toa Magnifique oa, Oh magnifique

Couplet3

Porofointsika ho anze mbola tsy nahita
fa na mfanalavitra anie tsika mahavita
Mitambatra tsara ze tia hono adala
ze fo 2 avy any tsisy adala noho tsika
Tsy asinay sira, firy mesures ny elanelan-tany rah hoe natao hira
fa zay dur a cuir de msourira yeahhh hhmmtt

REFRAIN
Ianao io ry kiala lay lavitrin'ny maso fa akaikin'ny foko
Lay mampite hitondra mody aty antsokosoko
Na otran' ahoana sy otran'ahoana ny alavirantsika
Fitiavako anao io de tsy mba ho ritra
fa toa Magnifique oa, Oh magnifique
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Plaivy
Vangy : 504
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 12/12/2020 08:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3292