Tsara Tso-drano (Les Plaivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REFRAIN

Ianao te hijanona ouhm mmh
nefa aleo hajanona ouhm mmhh
de tsara tso drano ianao hahita Man
tena mandamina koa ou
Na zah te hijanona ou ouhm mmh
de aleo hajanona ou ouhhm mmh
De mba oomeo tso drano aho ahita Woman
tena mandamina koa ouhh

Couplet1

Aleo mametraka veloma fa ny aty tsy hanozona
Efa sitraponao lay andeha tsy laitra ahozona
Tsy ataoko hoe poizina fa tsy nahafaty
fa afaka nakana lesona
efa safidinao lay hiala, tsy afaka terena!
moa raha resaka fitiavana koa ny avy aty tsy de manankarena
Raha hoe miezaka ny hanakana tsy vitako iny fa tsara tso drano o!
Aleo mintsy hifarana f"efa manonja be sao tsika ho faty andrano
hoe ny hiezaka ny handresy lahatra tsy mety
fa tenanay zao kamo
Lery zao no efa tompony any de mahareta hatramin'ny farany
Taizao tsara aloha ny ankiziko iny fa ampindramiko anao
Tsisy sarany...

REFRAIN

Ianao te hijanona ouhm mmh
nefa aleo hajanona ouhm mmhh
de tsara tso drano ianao hahita Man
tena mandamina koa ou
Na zah te hijanona ou ouhm mmh
de aleo hajanona ou ouhhm mmh
De mba oomeo tso drano aho ahita Woman
tena manamina koa ouhh

Couplet2

Fantatro fa ianao tia anah
Nefa tsy tafa fa tenamaratra be loatra ny saiko nanaovanao ahy
Tsy aiko?
na ty adalana fa tena tso drano no omeko anao io tsy ampisalasalana
Na hoe mbola tara na efa tsy tara ny bandy de avelao any
Raha hoe misy bandy zao any aoriana any
Ianao lasany any Jackie tsy hitomany
Fa efa nafoiko ianao sady ho soloiko
fa angaha aminao za hijanona eto ihany yeah

REFRAIN

Ianao te hijanona ouhm mmh
nefa aleo hajanona ouhm mmhh
de tsara tso drano ianao hahita Man
tena mandamina koa ou
Na zah te hijanona ou ouhm mmh
de aleo hajanona ou ouhhm mmh
De mba oomeo tso drano aho ahita Woman
tena mandamina koa ouhh

Couplet3

Tsara tsodrano malalako zany any ankafa mitady mazoto
Aza variana mandeh mtomany fa fantatro ianao hoe boto
Ianao efa tsara tso drano nampiako lay oroka teny amin'ny molotra
Aleo samy miala fa tsisy maratra ka sao de le sambo idofotra
Aleo any ankafa mandeha. yeaah
Any ianao sambatra be... yeaah
Za no mandefa tso drano ka aza tomany ry akamako beee

REFRAIN

Ianao te hijanona ouhm mmh
nefa aleo hajanona ouhm mmhh
de tsara tso drano ianao hahita Man
tena mandamina koa ou
Na zah te hijanona ou ouhm mmh
de aleo hajanona ou ouhhm mmh
De mba oomeo tso drano aho ahita Woman
tena mandamina koa ouhh

Na zah te hijanona ou ouhm mmh
Na ianao te hijanona ou ouhm mmh
de aleo hajanona hhm mmh
de aleo hajanona hmm hmm
de aleo hajanona hhm mmh
de aleo hajanona hmm hmm
hmm mmh hmmhhmm yeaaah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Plaivy
Vangy : 787
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 12/12/2020 08:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742