Sipa ray ve ( Vôn'ainfo tsymiparasaka) (Les Plaivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-
1er Couplé: Ean'j Big Dog(Sitraka Bolo):
Antsay! Boto elah fa vitan'io mlay
Io anie hoa vehivavy fa masiaka toa sakay
Kakerin'io elah rahtena hoe Otrotr'zay
Ny fikan'iny koboko fa efa tany zandrinay
Iny anie misasa fa tsy mifitra zany an!!!
Refa tratrany eo elah de mody mianiany an!!!
Zay sisa no ketrika fa avy eo elah mtomany a
Brisé, Elaela elah tsy ho any a

Black'Katon (Yvan Christan Ramanantsoa)
Elah anie efa niezaka hitazona ny fony
Fa izy hatramzao nanjavona de tsy hita intsony
Izy tokony hadinoina,
Tsy tokony ho voadona elah satria izy efa nandona
Yeah! Izy nanadino o! Elah efa nariany ka izy ario o!
Tany efa maloto io fa andraso ny madio o
Kajio ny ampitso fa aza ketrakin'ny anio o

Sckariota ( Rootsin Fanah Trap Kinga)
Aza kivy ry namana fa rah ze sipa ray anie tsy mahafaty rah mi Pà
Iny anie tsy ho faty f'efa azonzalah
Fa mitadiava hafa mintsy de mangataha am JAH

Santiar ( Santiar tjr) Zay sipa ray ve no atao hampitaraina
Elah ange kof'boay ka mbola hoavy 'lay maraina
Aleo aloh ny tantara no hitsara ry akama fa zay 'lay lahatra sy anjara

Refrain: Fa sipa ray ve de atao hampiparasaka
Lisany efa nisaraka
De tsy aleonao ve mba miala Pà (x2)

2eme Couplé Tiger ( Tiger Offisialy)
Very elah ry akama fa nilaozana madama
Nefa elah nanantena hoe izy'lay tena anjara
Ankehitriny kosa anefa lasan'hafa
De eo elah no raisina fa elah efa voafafa
Atrakao aloha ny loha fa elah anie kof'boay e
Aza marary fo amze sipa anakiray e
Androany 'lah miparasaka, rahampitso elah mahazaka
Araraoty amzay fa atsy hoatsy mety voadaka

Agon ( Erzu Agon Jml)
Satria lasa izy de aza arahana fa alaviro
Iny ange anjely mangery, donc Firo
Sady kaly ve no tsisy de elah no hanisy sira
Raha noana any antsena feno masaka matsiro
Ataovy Bye Bye fa ex
Ovay ny ketrika de ovay ny fietsika
Celibataire zao elah ka mitadiava Next
Ataovy @ le Best, @ le Ti Pe Pa Testa

Saylar ( Saylar Laiyou)
Ovay ndray ny drafitra sy ketrika ry Man e!!!
Zany e, lerony anie efa tany e!!!
Nilahatra niandry haka ze anjarany
Raha tratra farany eo elah, elah mandoa ny sarany

Refrain Fa sipa ray ve de atao hampiparasaka
Lisany efa nisaraka
De tsy aleonao ve mba mialaPà (x2)

Ean'j Big Dog ( Sitraka Bolo)
Vonjeo io fa mitoreo
Very Love io fa mba omeo
Sipa ray no nampiparasaka azy
Omeo voatavo izy io hinany azy Zay......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Plaivy
Vangy : 2033
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Streegoi
Daty : 11/06/2016 13:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741