Hanandratra anao aho (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hanandratra anao tononkira.serasera.org aho
Andriamanitra avo hianao
Ny asanao rehetra endrey mahagaga
Ny lanitra no hitoeranao
Fa inona moa no misakana ahy
Tsy hidera ilay avo indrindra
Fa ny fahasoavany maha toy izao ahy
Ny fiderana itow no tontosaiko,ho an'i Jehovah Tompo Tsitoha
Eny hankalaza an'Andriamanitro,raha vjodrk mbola velona sy miaina koa
Refrain;
Hanandratra anao
Mandrakizay
Fa mahatsara ahy ,eo ankaikinao
Mandrakizay han, han, cqtm han
Hanandratra anao
2-Hanandratra anao Jesoa famonjena
Sakaiza mahatoky hianao
Hisaotra anao aho Fanahy Masina ô
Fanahy mpanavao hianao
LES JUVES
ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL JUVENOT
FIANGONANA
KRISTY FEHIZORO TSILAINTAFIKA
Andriamanitra avo hianao
Ny asanao rehetra endrey mahagaga
Ny lanitra no hitoeranao
Fa inona moa no misakana ahy
Tsy hidera ilay avo indrindra
Fa ny fahasoavany maha toy izao ahy
Ny fiderana itow no tontosaiko,ho an'i Jehovah Tompo Tsitoha
Eny hankalaza an'Andriamanitro,raha vjodrk mbola velona sy miaina koa
Refrain;
Hanandratra anao
Mandrakizay
Fa mahatsara ahy ,eo ankaikinao
Mandrakizay han, han, cqtm han
Hanandratra anao
2-Hanandratra anao Jesoa famonjena
Sakaiza mahatoky hianao
Hisaotra anao aho Fanahy Masina ô
Fanahy mpanavao hianao
LES JUVES
ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL JUVENOT
FIANGONANA
KRISTY FEHIZORO TSILAINTAFIKA
--------
Link:
