You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Feon'ny trompetra famonjena (LES JUVES)

https://tononkira.serasera.org/hira/les-juves/feonny-trompetra-famonjena

      
1-Indreto izahay miarahaba anareo
Zay vory manatrika anay eto anio
Ny tananay zay mihofahofa aminareo
Ho mariky ny fiarahabana ataonay aminareo

REFRAIN

  Feon'ny trompetra famonjena miarahaba anareo
Inona vaovao sy maresaka aminareo
Aratononkira.serasera.orgbaina tafahaona hiaraka hidera indray
An'Ilay nahary izao rehetra hary izao


2- Dera sy laza ho an'Andriamanitra
Zay tompo avo indrindra any an-danitra
Fa fiarahabana no atolotray ho aminareo
Vory sy hanome haja voninahitra ho an'Ray


FTF TSILAINTAFIKA
A.LEOPAUL JUVENOT

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 169
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 14/08/2019 15:56:22
ID : 11984

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo