You are here: home > Tononkira > LES JUVES

Faly miarahaba (LES JUVES)

1-Faly miarahaba ho anareo izahay
Sekoly alahady kristy fehizoro tsilaintafika
Manakory aby hianareo
Ino vaovao sy maresaka eh

Refrain;
Akory aby eeh x2
Akory aby rTsiky dia ampyy rayamandreny jiaby
Akory aby eeh x2
Akory isika zay vory eto anio

2-Faly miarahaba ho anareo zahay
Natratra izao krismasy izao
Ilay mesia no teraka eto anio
Ka ho deraina sy ankalazaina


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 385
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 16/11/2018 20:46:20
ID : 11147

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo