Resinao (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahita
Ianao no mahalala izay miafina am-poko ao e
Izaho miaiky izaho manaiky Jesosy ny herinao
Ny ataoko rehetra na hampierena tsy miafina aminao e
Izany indrindra no anamafisako ysgfg etoana
’Zao teny izao eee
Ny lalana diaviko
Na mafy na mora ny manjo mhtcuf
Notaominao aho ee
tononkira.serasera.org Hanaraka anao aho Jeso
Fa n’aiza misy ahy
Izaho tsy hiala Aminao
Samborinao aho e
Ka indro fa resinao aho a kizvju
E resinao aho e 4 fois
Ianao mahita ,Ianao mahalala
Izay fievitreveran’ ahy e
Izaho mino, izaho matoky
Izay rehetra voalahatrao
Ny fahendrena ny fahatsarana rehetra dia Aminao
Izany indrindra no anamafisako etoana izao teny izao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 4363
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/03/2006 12:11