Jerosalema (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tanàna tononkira.serasera.org iray izay tiako loatra
Izay iriko ho hita indray andro any
Babo izany foko ka te hitroatra
Hahita ilay Jerosalema
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Any no hahitako ilay Mpamonjy
Izay voavono noho ny amiko
Hiondrika aho mba hitsaoka
An'ilay mpanjakan'i Jerosalema
Jerosalema, tzatbm tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Tananam-pifaliana izany
Izay tsy ekdgzzyr hahitana ranomaso
Any no hifaly ireo voavonjy
Hidera sy hankalaza qbdx an'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Izay iriko ho hita indray andro any
Babo izany foko ka te hitroatra
Hahita ilay Jerosalema
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Any no hahitako ilay Mpamonjy
Izay voavono noho ny amiko
Hiondrika aho mba hitsaoka
An'ilay mpanjakan'i Jerosalema
Jerosalema, tzatbm tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Tananam-pifaliana izany
Izay tsy ekdgzzyr hahitana ranomaso
Any no hifaly ireo voavonjy
Hidera sy hankalaza qbdx an'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 1779
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 03/01/2022 09:17
