Jerosalema (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tanàna iray izay tiako loatra
Izay iriko ho hita indray andro izbaz any
Babo izany foko ka te hitroatra
Hahita ilay Jerosalema
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Any no hahitako ilay Mpamonjy
Izay voavono noho ny amiko
Hiondrika aho mba hitsaoka
An'ilay mpanjakan'i Jerosalema
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, autnxb toeran'Andriamanitra
Tananam-pifaliana izany
Izay tsy hahitana ranomaso
Any no hifaly ireo tononkira.serasera.org voavonjy
Hidera vrcj sy hankalaza an'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Izay iriko ho hita indray andro izbaz any
Babo izany foko ka te hitroatra
Hahita ilay Jerosalema
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Any no hahitako ilay Mpamonjy
Izay voavono noho ny amiko
Hiondrika aho mba hitsaoka
An'ilay mpanjakan'i Jerosalema
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, autnxb toeran'Andriamanitra
Tananam-pifaliana izany
Izay tsy hahitana ranomaso
Any no hifaly ireo tononkira.serasera.org voavonjy
Hidera vrcj sy hankalaza an'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
Jerosalema, tanànam-pitiavana
Jerosalema, toeran'Andriamanitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Les AdelineVisites : 1795
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 03/01/2022 09:17
