You are here: home > Tononkira > Les Adeline

IZAY ELA IZAY (Les Adeline)

https://tononkira.serasera.org/hira/les-adeline/izay-ela-izay

Izay ela izay aho nandao anao Jeso
Izay ela izay aho tsy nahatsiaro Anao
Fa nanaram-po tamin’izao tontolo izao
Sy ny filibany koa
Izay rehetra hita nandramako avokoa
Rah any hadalana beTsiky dia ampy ny vitako
Izay ela izay aho nandao Anao Jeso
Tsy nahatsiaro Anao

Ankehitriny aho e, ankehitriny re
Dia efa voavelanao avokoa izao ny heloko
Eny sambatra aho e, eny sambatra
Fa efa sakaizanao Jesosy Tompo ô

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Les Adeline
Mpamaky : 4163
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : sarobidy
Tamin'ny : 08/11/2007 14:47:09
ID : 4843

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo