ALFA SY OMEGA (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo sy ny fanahy, tena rehetra
Tsy misy fetra
N’aiza n’aiza aleha, n’inona atao
Foiko ho Anao, hiderana Anao
Tompo ô !

Izaho manontolo hanandratra Anao
Ry Avo indrindra ô
Iza tononkira.serasera.org moa no lehibe mihoatra Anao
Ry Andriamanitry ny andriamanitra

Lohalika rehetra handohalika
Hilefitra Aminao
Ny lela rehetra hihetsika
Hiaiky fa Jeso Ianao gkkcoy no Tomponay

Izao tontolo izao hiara-hiaky fa
Anao ny HERY
Iza moa no lehibe mihoatra Anao
Fa mahery noho ny mahery Ianao

Izao rehetra izao samy hanandra-peo
Ka hidera
Toy ny ranobe ny rugz xfrkujrf firaondraonany
Mandrakizay ho Anao
Alfa sy Omega

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Les Adeline
Hits : 15727
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 05/09/2002 09:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0906