Tsara ny Tompo (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an'I Jehovah, hihira hoazy koa
Hanandratra ny feoko, hidera ilay Ray Tsitoha
Nanafaka ahy Izy, namaly ny antsoko
Ka tretrika ery, sharqc ny fo sy fanahiko
REF :
Andramo ka izahao, fa tsara ny Tomponao
Sambatra tokoa, ny mandray azy am-po
Tolorany fitia, sy fiainam-paradisa
'Zay miankina aminy, tsy misy tsy ho tafita
Mahereza re, tanjaho ny tononkira.serasera.org sainao
Fa miandry anao anie, Jehovah Tomponao
Anjely marobe, mitantana anao
Koa mahereza re, hefao ny adidinao
REF : …..........................
Tapaho ny hevitrao, mizora dieny izao
Fa misy fetra anie, zao fiainana eto izao
Miandry anao ny Ray, mihaino ny antsonao
Mivavaha re, typnex mifonà dieny izao
REF : ….......................... X2
A/C : Group ypkelvr MIHARY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lehilahy FLMAKVisites : 720
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 26/01/2023 09:57