Tsara ny Tompo (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an'I Jehovah, hihira hoazy koa
Hanandratra ny feoko, hidera tononkira.serasera.org ilay Ray Tsitoha
Nanafaka ahy Izy, namaly ny antsoko
Ka tretrika ery, ny fo sy fanahiko
REF :
Andramo ka izahao, fa tsara ny Tomponao
Sambatra tokoa, ny mandray azy am-po
Tolorany fitia, sy fiainam-paradisa
'Zay miankina aminy, tsy misy tsy ho tafita
Mahereza re, tanjaho ny sainao
Fa miandry anao vhcwyxw anie, Jehovah Tomponao
Anjely marobe, mitantana anao
Koa mahereza re, ucjmetqr hefao ny adidinao
REF epzm : …..........................
Tapaho ny hevitrao, mizora dieny izao
Fa misy fetra anie, zao fiainana eto izao
Miandry anao ny Ray, mihaino ny antsonao
Mivavaha re, mifonà dieny izao
REF : ….......................... X2
A/C : Group MIHARY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lehilahy FLMAKHits : 721
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 26/01/2023 09:57