Miambena ianao (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro Bass:
Mibebaha ianao! Mibebaha!
Ref:
Mibebaha! Miambena ianao,
Miomana hiatrika ny Tomponao fa,
Hoavy Jesô hiseho eny amin’ny lanitra
1- Ny maty any am-pasana aza hatsangany
Hiatrika ny fitsarana
Na ireo nalentiky brfsvauy ny fasana koa aza
Hitsangana eo anoloany
Dieny izao, mibebaha!
Ref:
2- Ianao mbola sondriana amin’ny fiainana sbwkcvc ety
Diniho aloha tononkira.serasera.org izay hiafarany
Raha toa ka te-handova iry lanitra olnlhp iry
Ny Tompo aloha no ampandrosoy
Dieny izao, mibebaha!
Ref:
A/C : Groupe MIHARY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAKVangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 01/10/2026 13:55