Tsara iafarana (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miriorio ugyzxc foana ny angidina
Tsy mahagaga tsy akory knxpd f’izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any

Vola no maha-be rehareha
Ka mazàna jamba ny maso voatakony
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava ka tsy mba ykbtayug madio

Kendreo izay ataonao
Saino lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka tononkira.serasera.org voa

Harena sy voninahitra
Rendrarendra tsy hita ifandafarana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana

[Duo-Rija RAMANANTOANINA]

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lalatiana
Hits : 22230
Likes : 1 Like
Created by : Rondro
Date : 09/04/2002 07:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365