Tsara iafarana (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miriorio foana ny angidina
Tsy mahagaga tsy akory f’izay no fombany
Misavoamboana pdka dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no maha-be rehareha
Ka mazàna tononkira.serasera.org jamba ny maso voatakony
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava ka tsy mba madio
Kendreo izay ataonao
Saino lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho zcwo soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka qrxf voa
Harena sy voninahitra
Rendrarendra tsy hita ifandafarana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana
[Duo-Rija RAMANANTOANINA]
Tsy mahagaga tsy akory f’izay no fombany
Misavoamboana pdka dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no maha-be rehareha
Ka mazàna tononkira.serasera.org jamba ny maso voatakony
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava ka tsy mba madio
Kendreo izay ataonao
Saino lanjalanjao
Mandalo ihany izao rehetra izao
Fidio ny mba ho zcwo soa
Nefa tandremo koa
Sao diso aoriana ka qrxf voa
Harena sy voninahitra
Rendrarendra tsy hita ifandafarana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana
[Duo-Rija RAMANANTOANINA]
--------
Lien:
