Ho an'iza ny masoandro (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao, tsy natao hifoha mba hitaraina
Nomena ahy sy ianao, tanana sy loha afaka ampiasaina

Sento lava tononkira.serasera.org tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.

Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho qmge an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina

Sento hxivid lava tsy ahafaka ny plyb fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.

Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 10436
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 11:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121