You are here: home > Tononkira > Lalatiana

Aiza (Lalatiana)

Aiza ilay fo lazainao marary,
Io ianao izao fa vizana
Ianao ilay zatra mampijaly,
No mila mpitsabo ho sitrana

Ny tody tsy misy, marina izany
Ny atao ihany no mierina,
Lalànan’ny fiainana eto an-tany:tononkira.serasera.org
Mihavy aoriana ny nenina!

Aiza,  aiza ilay hira ho hiraina,
Aiza, dia ampifalio ny saina,
Ny hendry, ny hendry ihany no anarina,
Ny ho avinao, ‘ndeha hatsarao,
Fanefitra izany, manarina!


Tonony sy feony : Lalatiana Rajaofara

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Lalatiana
Mpamaky : 1171
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2014 17:15:56
ID : 6683

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo