Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aiza (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ilay fo lazainao marary,
Io ianao izao fa vizana
Ianao koihkdi ilay zatra mampijaly,
No mila mpitsabo ho sitrana
Ny tody tsy misy, marina izany
Ny atao ihany no mierina,
Lalànan’ny fiainana eto an-tany:
Mihavy aoriana ny nenina!
Aiza, aiza ilay tononkira.serasera.org hira ho hiraina,
Aiza, dia ampifalio ny lkibfkm saina,
Ny hendry, ny hendry ihany no anarina,
Ny ho avinao, ‘ndeha hatsarao,
Fanefitra izany, manarina!
Tonony sy feony : Lalatiana peab Rajaofara
Io ianao izao fa vizana
Ianao koihkdi ilay zatra mampijaly,
No mila mpitsabo ho sitrana
Ny tody tsy misy, marina izany
Ny atao ihany no mierina,
Lalànan’ny fiainana eto an-tany:
Mihavy aoriana ny nenina!
Aiza, aiza ilay tononkira.serasera.org hira ho hiraina,
Aiza, dia ampifalio ny lkibfkm saina,
Ny hendry, ny hendry ihany no anarina,
Ny ho avinao, ‘ndeha hatsarao,
Fanefitra izany, manarina!
Tonony sy feony : Lalatiana peab Rajaofara
--------
Link:
