Aiza (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ilay fo lazainao marary,
Io ianao izao fa vizana
Ianao ilay tononkira.serasera.org zatra mampijaly,
No mila mpitsabo ho sitrana
Ny tody tsy misy, marina izany
Ny ahmswc ltapm atao ihany no mierina,
Lalànan’ny fiainana eto an-tany:
Mihavy aoriana ny nenina!
Aiza, aiza ilay hira ho hiraina,
Aiza, dia ewqrz ampifalio ny saina,
Ny hendry, ny hendry ihany no anarina,
Ny ho avinao, ‘ndeha hatsarao,
Fanefitra izany, manarina!
Tonony sy feony : Lalatiana Rajaofara
Io ianao izao fa vizana
Ianao ilay tononkira.serasera.org zatra mampijaly,
No mila mpitsabo ho sitrana
Ny tody tsy misy, marina izany
Ny ahmswc ltapm atao ihany no mierina,
Lalànan’ny fiainana eto an-tany:
Mihavy aoriana ny nenina!
Aiza, aiza ilay hira ho hiraina,
Aiza, dia ewqrz ampifalio ny saina,
Ny hendry, ny hendry ihany no anarina,
Ny ho avinao, ‘ndeha hatsarao,
Fanefitra izany, manarina!
Tonony sy feony : Lalatiana Rajaofara
--------
Lien:
