Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOMPO O MIANDRANDRA ANAO IZAHAY (Ktzat)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô miandrandra Anao zahay
Tompo ô miantso ny anaranao!!
Miangavy , mitalaho
Henoy ny vavakay mba tononkira.serasera.org tsy nvobg hitanondrika ny xyemb mpanomponao
Fa na dia mafy aza ireo
Adim-panahy mahazo anay
Ka eugwd mila ho kivy sy hamoy fo
Dia hijoro(2) izahay ry Ray
Miandrandra Anao hazony izahay.
Tompo ô miantso ny anaranao!!
Miangavy , mitalaho
Henoy ny vavakay mba tononkira.serasera.org tsy nvobg hitanondrika ny xyemb mpanomponao
Fa na dia mafy aza ireo
Adim-panahy mahazo anay
Ka eugwd mila ho kivy sy hamoy fo
Dia hijoro(2) izahay ry Ray
Miandrandra Anao hazony izahay.
--------
Rohy:
